FREDY JAOFERA
Vice-Président de l'Union des Poètes et Ecrivains Malgaches section France
FREDY JAOFERA
BOKY NIVOAKA
TONONKALO
DATY
LISITRA
NY TIANY
TRANOKALA
29 MARSA 1947
BLAOGY
SARY HAVATSA
SARY 30 AVRILY 2005
FIAP 30 AVRIL 2005
LAHATSORATRA
RELATION SACREE
L'ORALITE MALGACHE
IZAHO
VOCABULAIRES DE POESIE
POESIE DES POETES
VADY AMAN-JANAKA
HIRAM-PIRENENA
Fredy JAOFERA's profile
Male, 47 years old
PARIS, FRANCE
Member since: Apr 1, 2007
Add to my friends
Send a private message
About me
Ny tenako dia poety. Ho hitanao ato ireo tononkalo maro nosoratako teo amin'ny fiainana. Filoha lefitry ny Fikambanan'ny Poety sy Mpanoratra Malagasy sampana Frantsa aho.
interests
Be ny zava-mahaliana ahy toy ny manketo amin'ny Internet
.
Mahaliana ahy ny vaky boky
,
ny fiarahana amin'ny namana
,
ny maka sary
.
favorite music
Mihaino hira malefaka no tiako kokoa
.
Ilaiko ny hira tahaka izany rehefa mitady aingam-panahy aho hanoratana tononkalo vaovao
.
favorite tv shows
Raha miresaka ny fahita lavitra indray dia ny vaovao no mahasarika ahy indrindra
.
Izay tsy liam-baovao dia tsy olo-mandroso
!
favorite movies
Ny horonan-tsary tiako dia ny mijery an'i James Bond sy Bruce Lee
favorite games
Ny lalaon-tsaina ECHECS no mahaliana ahy indrindra
.
Tiako ihany koa ny milalao karatra
,
daomy
,
monopoly
.
favorite books
Rehefa boky mahasoa dia tiako daholo toy ny boky momba ny kolon-tsaina
,
tantaran'ny firenena iray
,
tononkalo sy ny sisa
...
school
ISF
occupation
Professeur d'Anglais
Fredy JAOFERA's Friends
Search for more profiles:
Messages